txy_isa_text_reg/41/21.txt

1 line
410 B
Plaintext

\v 21 " zakao gny mahakasiky aniha," ho i Yaveh, " aseho gny hevisiniha soa loasy ho an'ireo sapiniha," ho gny Pazaka an'i Jakoba. \v 22 Aoky ereo handay gny hevis'ereo manoka; ampandrosoy ereo dra ambarao aminay ze miseho, so hahafataranay soa reo raha reo. ampagnambarao an'ereo aminay reo fagnambara voavina mialoha, so hahafahanay manao andreo ho fitarasy sady hahafataranay gny fomba nahataterahan'iregny.