txy_isa_text_reg/41/01.txt

1 line
478 B
Plaintext

\v 1 " Mitenoa am-pisigna magnoloa Anahy, handrareo moron-siraky; aoky hagnavao gny heriny reo firene; aoky ereo hagnato mariny dra hizaka; aoky sika hindray hagnariny so hifandahasy vo hialy hevisy.\v 2 Ia gny nagnatena gny raiky lat'agny asignana, nitoka anazy am-pahamarigna ho amin'gnyfanopoany? Manolosy gny firene ho anazy Izy sady magnapy andreo handresy reo pazaka. Mamaliky andreo ho botany amin'gny mesany izy, manahaky gny mololo siofin'gny rivosy amin'gny sipikiny.