txy_isa_text_reg/40/18.txt

1 line
309 B
Plaintext

\v 18 Amin'ia se gny hapitahandrareo amin'Agnahary?\v 19 Sapy! namolavola anizay gny panao asa-tagna: gny panefy volamena dra nanao takela-bolamena sady nanefy rozo ho an'izay.\v 20 Mbo hanaova fanatisy dra misy raiky mifily hazo sy mety lo; mitalia panao asa-tagna mahay izy mbo hana sapy zay sy mety miroda.