txy_isa_text_reg/39/01.txt

1 line
540 B
Plaintext

\v 1 Tamin'izay andro zay Merodaka-baladana zanadahin'i Baladana, pazakan'i Babylona, dra nandefa taratasy vo fagnomeza ho an'i Hezekia; akory reny fa narary i Hezekia vo sitra.\v 2 Faly tamin'ireo raha reo i Hezekia; natorony an'ireo panday hafasy gny tragno fitahiriza raha sarobidy---gny volafosy, gny volamena, reo raha magnisy vo menaky soa, gny tragno fitehirizany an'ireo fitovam-pialiany, vo ze iaby hita tao amin'ireo tragno fitehirizany. Sy nisy raha tao an-tragnony, na tao amin'gny fanzakany aby, ka sy natoron'i Hezekia andreo.