txy_isa_text_reg/38/09.txt

1 line
391 B
Plaintext

\v 9 Zao gny vavaky voasoras'i Hezekia pazakan'i Joda, no fa narary vo sitra izy:\v 10 " Zaho nizaka fa eo amin'gny ategnategnan'gny fiaignako dra handeha amin'ireo vavahadin'gny fiegna sy hita zaho; nalefa tagna zaho mandrisy gny tao sisa hiaignako.\v 11 Ho zaho ho sy hahita an'i Yaveh sasy zaho, Yaveh agny amin'gny tanin'gny velo; sy hagnety gny olombelo vo reo ponin'gny tany sasy zaho.