txy_isa_text_reg/37/33.txt

1 line
361 B
Plaintext

\v 33 Noho izany dra dra izao gny momban' ny mpanjakan' i Asyria. "Tsy hilisy eto amin' ny tihoky tana tihoky, dre hanipy tsipiky eto izy. Dre ho avy alohan' izany miaraky amign' ny ampinga dre hananga rindry fiankara amin' izany izy. \v 34 Gny lala nahaviany avo gny ho lala hialany; tsy hilisy ao amin' ny tihoky tana tihoky izy_izay gny fagnambaran' i Yaveh.