txy_isa_text_reg/36/21.txt

1 line
385 B
Plaintext

\v 21 Fa gny vahoaky nizano tsy narevoky vo tsy nisy namaly, fa izany gny didin' ny mpanjaka hoe: ''Ka mamaly an' azy.'' \v 22 Vo i Eliakima zanaky lahin' i Hilkia ze lahiben' ny ankohona, vo Sebma mpanora-dala, vo Joa zanaky lahin' i Asafa, mpita gny raharaham-panjaka, dra nagnato an' i Hezekia miaraky amin' ereo akazony triasy, vo nanday tamigny ereo zakan' ny lahibe manam-pahefa.