txy_isa_text_reg/34/01.txt

1 line
347 B
Plaintext

Toko faha 34 \v 1 Magnatonga mariny, handrareo ry firenena; vo mitenoa, mifantoha, handrareo ry vahoaky! Gny tany vo ze mameno anizay dra tsy maintsy miteno, izao tontolo izay, vo gny raha aby avy amin' izany. \v 2 fa ory amign' ny firenena aby Yaveh, vo nilisy amign' ny tafik' ereo tanteraky izy, nanolosy an' ereo teo an-tagnan' ny mpamono izy.