txy_isa_text_reg/33/23.txt

1 line
318 B
Plaintext

\v 23 Mirefarefa ereo fagnodikodignandrareo; tsy afaky hita lava amign' ny toerany ereo; tsy afaky hagnaparitaky gny lay ereo; gny fa nizaran' ereoilay voababo lahibe, dre gny mandrava eza haninto gny babo. \v 24 Tsy mizaka gny mponina hoe: ''Marary zaho;'' gny olo ze mitoby agny dra ho voavela amign' ny helok' ereo.