txy_isa_text_reg/33/20.txt

1 line
394 B
Plaintext

\v 20 Atio Ziona, gny tananan' ny fankalazantsika; hahita an' i Jerosalema manahaky gny mponina milamy gny masondrareo, ze tsy mba hala, ze tsy ho voaombosy vatany gny tsato-kazony dre ho tapaky gny foliny. \v 21 Fa koa, homba amign' ny hery amisika i Yaveh, agny amign' ny toera amoron' ny ony vo lakan-drano. Tsy hisy sambo voizy handeha amin' izany, vo tsy hisy sambo lahibe hamakivaky izay.