txy_isa_text_reg/33/13.txt

1 line
266 B
Plaintext

\v 13 Handrareo ze lavisy, tenoy ze fa nataoko, vo, handrareo ze mariny, ekeo gny heriko.'' \v 14 Matahosy ereo mpanonta agny Ziona; fatahora gny fa nahazo gny mpiatsaravelatsihy. Iza amisika gny afaka hizanoamign' ny afo mandevo? Iza amign' ny fireheta mandrakizay?