txy_isa_text_reg/33/03.txt

1 line
235 B
Plaintext

\v 3 Agnatin' ny fo fatrasy gny hiengan' ny olo, gny fa mitsanga hanao, dra miparitaky ireo firenena. \v 4 Nalevy manahaky gny valala niango gny babonao; manahaky gny fifanaresak' ereo andiam-balala, gny ifanaretsan' ny olo amin' izay.