txy_isa_text_reg/32/16.txt

1 line
369 B
Plaintext

\v 16 Vo hitoboko eo amign' ny tany efisy gny rariny; vo gny fahamarigna hipetraky ao amign' ny tany mamokasy. \v 17 Gny asan' ny fahamarigna dra ho fiadagna; vo gny vokasy gny fahamarigna, dra fahangina vo fahatokisa mandrakizay. \v 18 Gny vahoako dra hitoby ao amign' ny fitoboha feno fiadana, ao amin' ereo tragno azo atoky, vo ao amign' ny toera mangiky fangala ay.