txy_isa_text_reg/31/05.txt

1 line
383 B
Plaintext

\v 5 Manahaky gny voro magnomba, gny hiarovan' i Yaveh tompon' ny maro an' i Jerosalema; hiaro sy hamozy izy gny mandeha eo amizay vo magnaza anizay. \v 6 Miharegna amin' azy ze fa nihodignandrareo fatrasy, ry vahoakin' Israely. \v 7 Fa amizay andro zay gny kiraikiraiky dravy dra hangalaky iereo sampy volafosiny vo ereo sampy volamenany ze nataon' ny tagnandrareo avo tamim-pahota.