txy_isa_text_reg/31/04.txt

1 line
369 B
Plaintext

\v 4 Zahoky gny zakan' i Yaveh taminahy: ''manahaky gny liona, dre gny zana-diona, miero amign' ny rembiny, gny fa tokavy hanohisy anizay gny andian' ny mpiaraky agnondry, dre tsy mba hataosy amign' ny feon' ereo zay, dre migege amign' ny fihorakorak' ereo; dra hanahaky anizay gny hizosoan' i Yaveh Tompon' ny maro hialy eo agnabombohisin' i Ziona eo amizay havoa zay.