txy_isa_text_reg/31/01.txt

1 line
443 B
Plaintext

Toko faha 31 \v 1 Loza ho an' ereo ze mandeha magnagny Egypte hitalia vozy vo miatehisy amin' ereo sovala, vo mitoky amin' ereo kalesy (fa maro ereo) vo amin' ereo mpitikisy sovalany (fa tsy voaisaky ereo). Nefa tsy mba miandrandra Gny Masin' Israely, dre mitalia an' i Yaveh ereo! \v 2 Kanefa hendry Izy, vo handay loza Izy dra tsy hagnafoa ereo zakany. Hitsanga hanohisy gny ankohonan' ny ratsy sy hanohisy gny mpamonjin' ereo ze manota izy.