txy_isa_text_reg/30/27.txt

1 line
437 B
Plaintext

\v 27 Indro, gny agnaran' i Yaveh dra avy agny amigny toera lavisy, mihehisy amign' ny fahoriany vo gny hoto matevy. Feno fahavignira gny malony, vo gny lelany dra hanahaky gny afo mandevo. \v 28 gny fofonainy dra manahaky gny fikizagn' ny riaky ze mahatrasy boakagny amign' ny vozo masaiky, mba haniva gny firenena amign' ny sivan' ny fandringana. Gny fofonainy dra hisatra amign' ny valagnoragn' ny olo mba hahatonga anereo hirenireny.