txy_isa_text_reg/30/06.txt

1 line
430 B
Plaintext

\v 6 Fitalilia momba ereo bibilin' i Negeva: Avy amign' ny tanin' ny fahoria vo loza, liom-bavy vo lion-dahy, gny menarana vo gny gny bibilava mirehisy mitily, gny handesan' ereo gny hereny eo an-damosin' ny boriky, vo gny rakiny eo amign' ny vohon' ny rameva, ho agny amign' ny vahoaky ze tsy afaky magnampy an' ereo. \v 7 Fa tsy misy dikany fagnampian' i Egypte; noho izay dra ho tokavoko ho Rahaba izy, ze mipetraky tsy mihosy.