txy_isa_text_reg/29/22.txt

1 line
435 B
Plaintext

\v 22 Noho zay dra izao gny zakan' i jakoba_Yaveh, ze nagnavosy an' i Abrahama: "Tsy ho megnetsy sasy i Jakoba, dre hivaloariky gny tarehiny. \v 23 kanefa gny fa nahita gny zanany, ze asan'ny tagnako izy, dra hagnanasy gny agnarako ereo. Hagnamasy gny agnaran' ny Raiky Masin' i Jakoba ereo vo hizoro amitahosy amign' ny zagnaharin' Israely. \v 24 Ereo ze mivily fagnahy dra hahazo fahazava-say, vo ereo mpitaray dra hahazo fahalala.''