txy_isa_text_reg/28/07.txt

1 line
295 B
Plaintext

\v 7 Fa ndre dra reo aza dra midoladola amin'gny divay, sady mivembe amin'gny raha finomy mahery, vo atelin'gny divay ereo. Mivembe amin'gny raha finomy mahery ereo, mivembe amin'gny fahita vo midoladola amin'gny fanaphan-kevisy.\v 8 Rakosy loa vatany gny latabasy aby, dra sy misy toera malio.