txy_isa_text_reg/28/05.txt

1 line
279 B
Plaintext

\v 5 Amin'zay andro zay Yaveh Tompn'gny maro dra hazary satro-boninahisy soa tarehy vo diademan'gny hasoany ho an'reo sisa tavela amin'gny vahoakiny.\v 6 fagnahin'gny rariny ho anazy ze mitoboky amin'gny fisara, vo hery ho an'ireo ze mapihery reo fahavalony eo am-bavahadin'ereo.