txy_isa_text_reg/27/10.txt

1 line
411 B
Plaintext

\v 10 Fa gny tana namafisy dra ho lao, gny fonegna dra ho ngaza sady hafoy manahaky gny efisy. Ao gny hamahana gny zanak'agnomby, vo ao gny handriany vo handevognany reo rasany.\v 11 No fa malazo reo sapany, dra hotapahy reo. Ho avy gny apela dr handehisy afo amy reo, fa sy olon'gny fahazan-say tiky. Koa, sy hana fangoraham-po amin'ereo gny Mpahary anazy, vo ze nanao anazy dra sy hana famindram-po amin'ereo.