txy_isa_text_reg/27/09.txt

1 line
266 B
Plaintext

\v 9 Ka noho zay, ho voahonisy amin'zay gny helok'i Jakoba, fa zao gny ho vokasy feno tamin'gny nangala gny otany: no fa hanao reo alitara vato manahaky gny saoky ze voatorotoro izy, vo sy hisy hitoesy hisanga gny baon'Aseraha na reo alitaran'gny ditin-kazo magnisy.