txy_isa_text_reg/27/01.txt

1 line
425 B
Plaintext

\v 1 Amin'zay andro zay Yaveh dra hagnafay gny Levitiana menara sy misy dikany, amin'gny mesany fatrasy, labibe sady masiaky, gny menara mitambolombolo, vo hamono gny biby mapatahosy ze agnaty ranomasy ao.\v 2 Amin'zay andro zay: gny tanim-boalobokin'gny divay: hihira gny amin'zay.\v 3 " Zaho, Yaveh, Zaho gny piaro anizay; manondraky anizay matetiky Zaho. Miamby anizay andro vo hariva Zaho ka sy hisy afaky hanimba anizay.