txy_isa_text_reg/25/06.txt

1 line
528 B
Plaintext

\v 6 Eto amy tiky tezovohisy tiky gny hanaovan'i Yaveh Tompon'gny lako fanasa amin'ireo raha matavy, amin'gny divay maro karazany, amin'gny laoky be soky, fanasa amin'gny divay fa niotriky ela ho an'gny vahoaky aby.\v 7 Horavay eto amy tiky tezovohisy tiky gny fandrakofa eo amin'gny vahoaky aby, gny tragnokala tenona eo amin'gny firenen'aby.\v 8 Hateliny mandrakizay gny fahafatesa, vo Yaveh Tompo hamafa gny ranomaso amin'gny tarehy aby, hoala amin'gny tany aby gny fahafaham-barakan'gny olony, fa Yaveh gny fa nizaka anizay.