txy_isa_text_reg/23/10.txt

1 line
458 B
Plaintext

\v 10 Asao gny taninao, manahaky gny iasan'gny olo an'i Neily, ry zanakapelan'i Tarsisy. Sy misy sena sasy ao Tarsisy.\v 11 Fa nanizisy gny tagnany teo ambonin'gny ranomasy Yaveh, sady fa nangozongozo reo fazaka izy; fa nagnomia baiko nahakasiky an'i Fenisia, bo handrava reo fiarovanao fatrasy Izy.\v 12 Ho Izy: " Sy hifaly sasy hanao,ry virijiny ory zanakapelan'i Sidona; misangana; misakia ho agny Sipra; fe ndre dra agny aza dra sy hana-pisahhara hanao."