txy_isa_text_reg/22/23.txt

1 line
295 B
Plaintext

\v 23 Hapitobohiko izy, manahaky gny ketoky amin'gny toera azo atoky, sady hazary toeram-boninahisy ho an'gny akohonan-drany izy.\v 24 Hahaton'ereo aminazy gny voninahisy gny akohonan-drany aby, gny zanany vo reo tarakiny, gny fanaky madiniky aby boak'amin'ireo kapoaky hatramin'gny tavoara aby.