txy_isa_text_reg/21/13.txt

1 line
352 B
Plaintext

\v 13 Fitalilia momban'i Arabia. Agny amin'gny tany efis'i Arabia gny andaniandrareo gny hariva, ry andian-Dedanita.\v 14 Mandesa rano ho an'gny mangetaheta; ry ponina ao amin'gny tanin'i Tema, senao amin'gny mofo reo pisoha-ponegna.\v 15 Fa ereo dra nilefa gny mesa, tamin'gny mesa voarendriky, tamin'gny sipiky voahenza, vo tamin'gny vesasy gny aly.