txy_isa_text_reg/19/07.txt

1 line
290 B
Plaintext

\v 7 Reo volotara amoron'gny Neily, amoron'gny vavan'i Neily' vo reo tanim-bolin'i Neily aby dra ho kina, hizary bony, dra ho voasoaky.\v 8 Hidradradradra sady handala ereo pamita, vo ze iaby nanoraky gny fitany ao amin'i Neily handala,vo halahelo ze mamelasy gny haratony ao amin'gny rano.