txy_isa_text_reg/17/12.txt

1 line
568 B
Plaintext

\v 12 Loza! Gny kotaban'gny olo maro, zay miero manahaky gny fieron'gny ranomasy, vo gny fisafoaky gny firene, zay mifaoky manahaky gny fipaokin'gny rano mahery!\v 13 Hiero manahaky gny fipoakin'gny rano maro reo firene, fe ho vignisy andreo fatrasy Zagnahary. Hilefa lavisy ereo vo haza manahaky gny ahi-drasy siofin'gny rivosy egny amin'gny tezovohisy, sady manahaky gny ahi-drasy ahodikodin'gny tafio.\v 14 Amin'gny hariva, ingo, gny horohoro! Mialohan'gny maraindray ddra ho dify reo! Izay gny azaran'ereo zay mambabo asika, gny amboaran'ereo zay mandrobaky asika.