txy_isa_text_reg/17/10.txt

1 line
411 B
Plaintext

\v 10 Fa nagnaligno gny Zagnahariny gny famozendrareo handrareo, vo nodia-ndrareo fany gny vatolapin'gny herindrareo. Koa mamboly raha misiry soasoa handrareo, sady mametraky tahom-boaloboky voaray avy tamin'gny vahiny,\v 11 amin'gny andro hambolendrareo, vo hamefendrareo, vo hapisiriandrareo. Sy ho ele dra hisiry gny vihindrareo, fe sy hahavagno gny voakasindrareo amin'gny andreo fahoria vo alahelo fatrasy.