txy_isa_text_reg/17/08.txt

1 line
315 B
Plaintext

\v 8 Sy hagnety gny alitara ereo, zay asan'gny tagnan'ereo, na hagnetyze nataon'gny rasa-tagnany, dra gny baon'Aseraha ndre reo sary masoandro. \v 9 Amin'zeho andro zeho dra hanahaky gny bao hazo nafo egny amin'gny tezon'gny havoa gny tana fatrasy orin'ereo, zay nafo noho reo vahoakin'Israely vo hazary ho lao zay.