txy_isa_text_reg/17/01.txt

1 line
344 B
Plaintext

\v 1 Fagnambara mahakasiky an'i Damaskosy.\v 2 Hafoy reo tanan'i Aroera. Ho toera handrian'gny biby teza reo, sady sy hisy hapitahosy an'ereo.\v 3 hazavo sy ho ao i Efraima, gny fazaka avy agny Damaskosy, vo gny sisa tavelan'i arama reo tana voaaro---hanahaky gny voninahisy gny vahoakin'Israely reo---zay gny fagnambaran'i Yaveh tompn'gny lako