txy_isa_text_reg/14/31.txt

1 line
320 B
Plaintext

\v 31 Midradradradra, ry vavahady, ry tana; ndrareo aby dra hiepo aby, ry Filistia. Fa avy ao avarasy gny hiavin'gny raho-setroky , vo sy miala eo an-daharany.\v 32 Koa akory gny hamalian'gny olo gny irak'izay firene zay? Fa hitan'Yaveh gny nagnory an'i Ziona, vo ao aminazy gny hahitan'gny mizaly amin'gny olony felofa.