txy_isa_text_reg/14/01.txt

1 line
409 B
Plaintext

\v 1 Hiferegnay an'i Jakoba i Yaveh; hifily an'Israely ndraiky Izy vo hangery an'ereo amin'gny taniny ao. Hikamba amin'ereo gny vahiny vo hapifamatosy gny vatany amin'gny akohonan'i Jakoba.\v 2 Hinday anazy reo agny amin'gny toera reo firene. Dra hinday an'ereo agny amin'gny tanin'i Yaveh ho panopo lahy vo apela gny akonhonan'Israely. Hambabo reo ze fa nambabo anazy ereo, sady hanapaky reo papizaly anazy.