txy_isa_text_reg/09/20.txt

1 line
396 B
Plaintext

\v 20 Handrapaky gny hany amin'gny tagna akavana ereo nefa resy avo, hihina gny hany amin'gny tagna akavia ereo nefa sy ho afa-po. Ndre dra gny kirairaiky aza dra hihina gny nofin'gny sandriny avo.\v 21 Manase dra handevo an'i Efraima, vo Efraima handevo an'i Manase, dra hindray ho tia an'i Joda ereo. Amin'ze raha zeho, dra sy mihe gny fahoriany; fa kosa, dra mbo mihizisy hatragny gny tagnany.