txy_isa_text_reg/02/17.txt

1 line
319 B
Plaintext

\v 17 Gny fireharehan'gny olo dra hahetry, vo gny havognavon'gny olo dra ho lavo; Yaveh raiky avo gny hasandrasy amin'izay andro zay.\v 18 Ho levo tateraky reo sapy aby.\v 19 HAndeha agnaty lavakin'gny tany, noho gny horohoron'i Yaveh, vo noho gny voninanhisin'gny fiandrianany, no fa misanga hapihorohoro gny tany Izy.