txy_isa_text_reg/02/03.txt

1 line
276 B
Plaintext

\v 3 Olo maro gny ho avy dra hizaka ho: "Avia, ndao sika hiakasy egny an-tendrombohis'i Yaveh, mbo hahafahany mapianasy gny sasanyamin'ireo lalany amisika, vo mbo handehanasika amin'gny lalany." Fa gny lalana dra hiboaky boakao Ziona, vo gny zakan'i Yaveh noakagny Jerosalema.