txy_isa_text_reg/02/01.txt

1 line
266 B
Plaintext

\v 1 Reo raha hitan'i Isaia zanak'i Amoza tao agnaty, mahakasiky an'i JOda vo Jerosalema.\v 2 Amin'gny andro farany gny hagnorena tendrombohisin'gny tragnon'i Yaveh ho tendrombohisy abo vatany, dra hisanga eo ambonin'gny havona, vo reo firene aby hikoria ami n'izay.