txy_isa_text_reg/01/16.txt

1 line
252 B
Plaintext

\v 16 Sasao, diovy gny vatandrareo; alao sy ho eo amasoko gny faharasin'ireo asandrareo; mizanogna amin'gny faharasia;\v 17 mianara manao gny soa; mitaliava gny rariny, ahisio gny fapahoria, magnomeza rariny ho an'ireo kamboty, arovy gny mananon-tegna.