txy_isa_text_reg/01/10.txt

1 line
347 B
Plaintext

\v 10 Maharegneza gny zakan'i Yaveh, handrareo ry panapak'i Sodoma; mitenoa gny lalan'Agnaharisika, handrareo ry vahoakin'i Gomora ho:\v 11 "Ino zay fahamaroan'gny sorondrareo ho Anahy?" ho YAveh." Fa tofoky gny agnondrilahy ahy fagnatisy oroa ZAho, vo gny zaboran'gny biby mifahy; ka sy sitrako gny lion'gny agnombilahy, zanak'agnondry, na aosy.