txy_isa_text_reg/60/06.txt

1 line
427 B
Plaintext

\v 6 Handrakosy aniha reo andrian-drameva, dra reo rameva tanora agny Midiana vo Efaha; reho iaby reho dra ho avy agny Sheba aby; handay volamena vo ditin-kazo magnisy reo, sady hihira fidera an'i Yaveh. \v 7 Reo agnondry aman'osin'i Kedara aby dra havory eo aminiha, reo agnondry lahin'i Nebaiota dra hety amin'ize ilaniha; ho fagnatisy ankasitraha eo amin'gny alitarako reo; dra homeko voninahisy gny fasangeko be voninahisy.