1 line
346 B
Plaintext
1 line
346 B
Plaintext
\v 22 Sy hagnory tragno sasy ereo ka gny hafa gny hitoboky ao amin'izeho; sy hamboly ereo dra gny hafa gny hihina; fa gny andron'gny hazo misiry gny ho andron'gny vahoakiko. Gny voafiliko dra hisitraky feno gny asan'gny tagnany.\v 23 Sy hiasa maiky ereo, na hiteraky so hapitahosy. Akory ereo vo reo taranany ddra zanak'ireo ze voatahin'i Yaveh. |