txy_isa_text_reg/44/15.txt

1 line
381 B
Plaintext

\v 15 Dra apesan'gny olo hapireheta afo vo hamindroa zeho. Eka, mandrehisy afo izy dra manao mofo. Dra manao zagnahary amin'izeho izy dra miankohoky amin'izeho; manao sapy izy dra miankohoky amin'izeho. \v 16 Magnoro gny sasany amin'gny hazo hapireheta afo izy, mitono gny henany amin'izeho. Mihina izy dra afa-po. Mamindro izy dra manao ho: "Aha, mafana zaho, fa nahita afo zaho."