txy_isa_text_reg/41/03.txt

1 line
261 B
Plaintext

\v 3 Magnitriky andreo izy dra tafita soa aman-sara, taming'ny lala soa ze sy nidian'gny tombony. \v 4 Ia gny nanao vo nahavita reo asa reo? Ia gny napitoka reo taranaky hatragny am-piandoha? Zaho, Yaveh, gny volohany, vo mindray amin'ireo farany, Zaho gny Izy.