txy_isa_text_reg/49/01.txt

1 line
370 B
Plaintext

\v 1 Mitenoa anahy, hanao ry nosy! Androany hevero zaho, handrareo ry vahoaky alavisy. Fa nitokavin'i Yaveh hatramin'gny nahaterahako tamin'gny agnarako zaho, nofa nanday anahy ho eto an-tany gny reniko. \v 2 Nahiny manahaky gny mesa maragnisy gny vavako; navoniny tao amin'gny alky gny tagnany zaho; nahiny sahala gny zana-sipiky vaolangolango zaho, naganvoniany anahy.