txy_isa_text_reg/44/12.txt

1 line
242 B
Plaintext

\v 12 Gny panefy dra miasa amin'ireo fitovany, mamolavola anizeho, miasa amin'gny arigny. Mamolavoa anizeho amin'gny tantana sady miasa anizeho amin'gny sandriny mahery izy. Resy izy, dra mihe gny tanzany, sy mino rano izy dra manzary rokaky.