\v 5 Nasandrasy i Yaveh. Mitoby agny amign' ny toera abo izy. Ho fenony amign' ny fitsara vo fahamarigna gny Ziona. \v 6 Ho filamigna amign' ny fotoandrareo izy, famoze be, fahendre, vo fahalala; gny fahatahora an' i Yaveh gny fanagnany.