txy_isa_text_reg/44/13.txt

1 line
282 B
Plaintext

\v 13 Mandrefy gny hazo amin'gny fisipiha gny pandrafisy, sady misokisy anizeho amin'gny fandraka. Mamolavola amin'ireo fitovany izy dra magnamriky anizeho amin'gny kompa. Mamolavola anizeho hanahaky gny tarehin'olo izy, manahaky gny olombelo maninto, so hitoboky ao an-tragno zeho.