1 line
286 B
Plaintext
1 line
286 B
Plaintext
\v 10 Hoy ereo amign' ny mpahita ho: ''Ka mahita;'' vo amin' ereo mpaminany ho: ''Ka maminany gny marina aminay; mizaka zaka mandoka aminay, maminania nofinofy. \v 11 Mela amign' ny lala, mivilia amign' ny lala, atovy mizano mizaka eo agnatrehan' ny tarehiny gny Raiky Masin' Israely.'' |